Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy dia tsy maintsy mivavaka amin'ny Fanahy sy ny Fahamarinana.
Ny Fianakavian' Andriamanitra Mpamorona (Elohim), miteraka amin'ny olombelona, izay ateraka indray ho fanahy, hamerina indray ny fanjakan' Andriamanitra eto an-tany.
Jesosy Kristy dia mila mpiara-miasa sy mpanampy, eo ambany fahefany: zanak' Andriamanitra araka ny fanahy ireo, tsara hofana sy nalahatra, ary efa nandà ny làlan'i Satana, sady voaporofo ho mpankatoa ny lalàn'Andriamanitra marina (Mandeha araka ny fahamarinana).